Teny iditra asaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka] ompa [Rakotosaona 1972]
 Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany
Mitovy hevitra: fanasahana ~ fanompana ~ fanozonana ~ fisahatoana ~ fisarikoana ~ ompa ~ ozona ~ sahato ~ sariko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy swearing, cursing, abusive language. See aniana, ngoso, ozona, sahato. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2012/10/27