Teny iditra asahaina (asaha)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ozonina, ompana, sahatoina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be cursed, to be abused. (Prov.) [Richardson 1885]
Ny bikany  
asahaina
asahaiko
asahainao
asahainy
asahaintsika
asahainay
asahainareo
asahain'
asahain-
asahaim-
asahai-
nasahaina
nasahaiko
nasahainao
nasahainy
nasahaintsika
nasahainay
nasahainareo
nasahain'
nasahain-
nasahaim-
nasahai-
hasahaina
hasahaiko
hasahainao
hasahainy
hasahaintsika
hasahainay
hasahainareo
hasahain'
hasahain-
hasahaim-
hasahai-
asahao

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/04