Teny iditra asaly
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a woman's garments. (Prov.) [Swa. shali?] [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra asaly (saly)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy  [Taisaka] atono [Rakotosaona 1972]
 Atao eo ambony afo vetivety mba ho azo hanina [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
asaly
asaliko
asalinao
asaliny
asalintsika
asalinay
asalinareo
asalin'
asalin-
asalim-
nasaly
nasaliko
nasalinao
nasaliny
nasalintsika
nasalinay
nasalinareo
nasalin'
nasalin-
nasalim-
hasaly
hasaliko
hasalinao
hasaliny
hasalintsika
hasalinay
hasalinareo
hasalin'
hasalin-
hasalim-
asalio

2010/05/04