Teny iditra asam-birao (asa, birao)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   asa atao any amin' ny birao, izay miompana indrindra amin' ny soratra [Rajemisa 1985]
Fitokoavana   Teny na fitenenana hita ao aminy: asa
Tsipelina hafa  

2013/10/24