Teny iditra asanda (sanda)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asanda, asandako, asandanao, asandany, asandantsika, asandanay, asandanareo, asandan', asandan-, asandam-
Ny lasa : nasanda, nasandako, nasandanao, nasandany, nasandantsika, nasandanay, nasandanareo, nasandan', nasandan-, nasandam-
Ny hoavy : hasanda, hasandako, hasandanao, hasandany, hasandantsika, hasandanay, hasandanareo, hasandan', hasandan-, hasandam-
Filaza mandidy : asandao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20