Teny iditra asandratra (sandratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asondrotra, apetraka ho eo amin' ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra
¶ Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin' ny tanindrazana ~ Asandratr' Andriamanitra izay manetry teny
¶ Atao
¶ atsangana
¶ Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be raised high; to be exalted, to be honored [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay à placer haut, à élever, à exhalter, à promouvoir en dignité [Abinal 1888]
 qu'on soulève; qu'on exalte, honore [Hallanger 1974]
Endriteny 
asandratra
asandratro
asandratrao
asandrany
asandratsika
asandratray
asandratrareo
asandratr'
asandra-
asandratry
nasandratra
nasandratro
nasandratrao
nasandrany
nasandratsika
nasandratray
nasandratrareo
nasandratr'
nasandra-
nasandratry
hasandratra
hasandratro
hasandratrao
hasandrany
hasandratsika
hasandratray
hasandratrareo
hasandratr'
hasandra-
hasandratry
asandrato
Ohatra Dia asandratra indray ny sampy asandratra omby malaza A. [Callet: Tantara, takila 226]
Teny nalaina 

2013/12/10