Teny iditra | asany | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Tsy fantatro, tsy mahalala aho [1.78] | |
Tovy hevitra | asa ~ asane | |
Teny iditra | asany (asa) | |
Sokajin-teny | anarana asa sy mpisolo | |
Fanazavàna teny anglisy | His work, her work, their work [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Son travail, leur travail [3.1] | |
Teny iditra | asany (asaka) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana asaka sy mpisolo | |
Fivaditsoratra | anasy, asany, asina, isana, saina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |