Teny iditra | asaoka (saoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo): Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny asaoka io | ||||||||
Fivaditsoratra | akasao, asakao, asaoka, asoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |