Teny iditra asarabe (asara, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka] anaram-bolana fahafolo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy [be, great.] A provincial name for one of the months. [Richardson 1885]
Voambolana 

2009/10/16