Teny iditra asaramanitra (asara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny ilazana ny fandroana malagasy [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano, Tambahoaka] volana voalohany amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] anaram-bolana faharoa amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy [manitra, fragrant.] The month in which the new year's festival, called fandroana, is held. See alahamady. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny nalaina 

2009/02/23