Teny iditra asaramantsina (asara, hantsina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] volana faha-12 amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] anaram-bolana fahasivy amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy [mantsina, stinking.] A provincial name for adaoro. [Richardson 1885]
Voambolana 

2009/02/23