Teny iditra asaritaka (saritaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Akorontana atao misafotofoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be disarranged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on met en désarroi [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asaritaka, asaritako, asaritakao, asaritany, asaritatsika, asaritakay, asaritakareo, asaritak', asarita-
Ny lasa : nasaritaka, nasaritako, nasaritakao, nasaritany, nasaritatsika, nasaritakay, nasaritakareo, nasaritak', nasarita-
Ny hoavy : hasaritaka, hasaritako, hasaritakao, hasaritany, hasaritatsika, hasaritakay, hasaritakareo, hasaritak', hasarita-
Filaza mandidy : asaritaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20