Teny iditra asa tena
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy asa mahaleo tena, izany hoe asa tsy miankina amin' olon-kafa manakarama ny tena fa ny vokatry ny asan' ny tena ihany no ohatra ny karaman' ny tena [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31