Teny iditra asavily (savily)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Akivilivily: Asaviliny ny sandriny rehefa mandeha
¶ Atsipy: Asavilio ny antsamotady
¶ Atolaka: Aza asavilinao aty aminay ny fitenenana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be swung to and fro [Hallanger 1973]
Endriteny 
asavily
asaviliko
asavilinao
asaviliny
asavilintsika
asavilinay
asavilinareo
asavilin'
asavilin-
asavilim-
nasavily
nasaviliko
nasavilinao
nasaviliny
nasavilintsika
nasavilinay
nasavilinareo
nasavilin'
nasavilin-
nasavilim-
hasavily
hasaviliko
hasavilinao
hasaviliny
hasavilintsika
hasavilinay
hasavilinareo
hasavilin'
hasavilin-
hasavilim-
asavilio
Teny nalaina 

2010/05/14