Teny iditra asavovona (savovona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao atontany, ampifanongoavina: Nasavovony teo ambony latabatra ny bokiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asavovona
asavovoko
asavovonao
asavovony
asavovontsika
asavovonay
asavovonareo
asavovon'
asavovon-
asavovom-
asavovo-
nasavovona
nasavovoko
nasavovonao
nasavovony
nasavovontsika
nasavovonay
nasavovonareo
nasavovon'
nasavovon-
nasavovom-
nasavovo-
hasavovona
hasavovoko
hasavovonao
hasavovony
hasavovontsika
hasavovonay
hasavovonareo
hasavovon'
hasavovon-
hasavovom-
hasavovo-
asavovony

2010/05/14