Teny iditra asazy (sazy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny zavatra na ny vola atao sazy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asazy
asaziko
asazinao
asaziny
asazintsika
asazinay
asazinareo
asazin'
asazin-
asazim-
nasazy
nasaziko
nasazinao
nasaziny
nasazintsika
nasazinay
nasazinareo
nasazin'
nasazin-
nasazim-
hasazy
hasaziko
hasazinao
hasaziny
hasazintsika
hasazinay
hasazinareo
hasazin'
hasazin-
hasazim-
asazio

2010/05/14