Teny iditra aselaro (selatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao aselatra [fitanisana]
Ohatra 
1Aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan' ny hanoranao ahy sao mangatsiaka loatra [Rajemisa 1985]
2Aselaro amin' ny afo ny lamban-jaza (Faites paser rapidement devant le feu le lamba du petit enfant) [Abinal 1888]

2013/12/10