Teny iditra aselatra (selatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ampandalovina mise-sana: Aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan' ny hanoranao ahy sao mangatsiaka loatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à faire passer rapidement [Abinal 1888]
Endriteny 
aselatra
aselatro
aselatrao
aselany
aselatsika
aselatray
aselatrareo
aselatr'
asela-
aselatry
naselatra
naselatro
naselatrao
naselany
naselatsika
naselatray
naselatrareo
naselatr'
nasela-
naselatry
haselatra
haselatro
haselatrao
haselany
haselatsika
haselatray
haselatrareo
haselatr'
hasela-
haselatry
aselaro

2013/12/11