Teny iditra asetra (setra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina manohitra, manohana: Inona no hasetrantsika ny fanafihan' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ce qui sert à arrêter, comme une baïonnette, ce qui sert à résister, à s'affronter, à mépriser [Abinal 1888]
Ny bikany  
asetra
asetrako
asetraano
asetrany
asetrantsika
asetranay
asetranareo
asetran'
nasetra
nasetrako
nasetraano
nasetrany
nasetrantsika
nasetranay
nasetranareo
nasetran'
hasetra
hasetrako
hasetraano
hasetrany
hasetrantsika
hasetranay
hasetranareo
hasetran'
asetrao
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/11