Teny iditra asetry (setry)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Avaly: Inona no asetrinao izany? [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   ce qu'on ajoute comme surplus
¶ ce qui sert à riposter, à éluder des ordres [Abinal 1888]
Ohatra   Fanontaniana maro no asetry izany fanambarana izany: [ ]
Ny bikany  
asetry
asetriko
asetrinao
asetriny
asetrintsika
asetrinay
asetrinareo
asetrin'
asetrin-
asetrim-
nasetry
nasetriko
nasetrinao
nasetriny
nasetrintsika
nasetrinay
nasetrinareo
nasetrin'
nasetrin-
nasetrim-
hasetry
hasetriko
hasetrinao
hasetriny
hasetrintsika
hasetrinay
hasetrinareo
hasetrin'
hasetrin-
hasetrim-
asetreo

Teny iditra asetry
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Taisaka] asoka, atsoboka [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/11