Teny iditra asfalta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazan-tara [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay bitume [Randzavola: Baiboly]
 asphalte [SLP: Voambolana]
Ohatra Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra. [Baiboly: 1:011:003/Genesisy 11:3..]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: asphalte.
Lahatsoratra 

2017/06/29