Teny iditra asingotra (singotra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny tadivavarana hisamborana omby: Itỳ no tady mafy asingotra ny omby [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   (noeud coulant) avec lequel on saisit les boeufs, ce qui sert à attacher
¶ figuré: paroles échappées ou perfides qui servent à nuire, à perdre [Abinal 1888]
Ny bikany  
asingotra
asingotro
asingotrao
asingony
asingotsika
asingotray
asingotrareo
asingotr'
asingo-
asingotry
nasingotra
nasingotro
nasingotrao
nasingony
nasingotsika
nasingotray
nasingotrareo
nasingotr'
nasingo-
nasingotry
hasingotra
hasingotro
hasingotrao
hasingony
hasingotsika
hasingotray
hasingotrareo
hasingotr'
hasingo-
hasingotry
asingory

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/11