Teny iditra asio (isy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao asiana [fitanisana]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Asio sira ny laoka [Rajemisa 1985]
2Asio vomanga itý sombin-tany itý [Hallanger 1974]
3Asio bokotra kely itý akanjoko [Hallanger 1974]

2012/10/28