Teny iditra asisika (sisika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy
¶ Atsofoka: Asisiho kely ao amin' ny taratasinao ireto teny ireto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asisika
asisiko
asisikao
asisiny
asisitsika
asisikay
asisikareo
asisik'
asisi-
nasisika
nasisiko
nasisikao
nasisiny
nasisitsika
nasisikay
nasisikareo
nasisik'
nasisi-
hasisika
hasisiko
hasisikao
hasisiny
hasisitsika
hasisikay
hasisikareo
hasisik'
hasisi-
asisiho
Teny nalaina 

2010/05/14