Teny iditra asitrika (sitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
¶ Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko?
¶ Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be plunged into something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce [Hallanger 1974]
Endriteny 
asitrika
asitriko
asitrikao
asitriny
asitritsika
asitrikay
asitrikareo
asitrik'
asitri-
nasitrika
nasitriko
nasitrikao
nasitriny
nasitritsika
nasitrikay
nasitrikareo
nasitrik'
nasitri-
hasitrika
hasitriko
hasitrikao
hasitriny
hasitritsika
hasitrikay
hasitrikareo
hasitrik'
hasitri-
asitriho

2012/10/07