Teny iditra asodoka (sodoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mamitaka amin' ny fisehoana ivelany: Ny hareny no nasodokany ilay zanak' olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asodoka
asodoko
asodokao
asodony
asodotsika
asodokay
asodokareo
asodok'
asodo-
nasodoka
nasodoko
nasodokao
nasodony
nasodotsika
nasodokay
nasodokareo
nasodok'
nasodo-
hasodoka
hasodoko
hasodokao
hasodony
hasodotsika
hasodokay
hasodokareo
hasodok'
hasodo-
asodokay

2010/05/14