Teny iditra asoketraka (soketraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Apetraka milamina sy miadana tsara; atsivetraka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asoketraka
asoketrako
asoketrakao
asoketrany
asoketratsika
asoketrakay
asoketrakareo
asoketrak'
asoketra-
nasoketraka
nasoketrako
nasoketrakao
nasoketrany
nasoketratsika
nasoketrakay
nasoketrakareo
nasoketrak'
nasoketra-
hasoketraka
hasoketrako
hasoketrakao
hasoketrany
hasoketratsika
hasoketrakay
hasoketrakareo
hasoketrak'
hasoketra-
asoketraho

2010/05/14