Teny iditra asokitra (sokitra)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Entina misokitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qui sert à ciseler, à faire de petits trous, à arracher [Abinal 1888]
Endriteny 
asokitra
asokitro
asokitrao
asokiny
asokitsika
asokitray
asokitrareo
asokitr'
asoki-
asokitry
nasokitra
nasokitro
nasokitrao
nasokiny
nasokitsika
nasokitray
nasokitrareo
nasokitr'
nasoki-
nasokitry
hasokitra
hasokitro
hasokitrao
hasokiny
hasokitsika
hasokitray
hasokitrareo
hasokitr'
hasoki-
hasokitry
asokiro

2013/12/10