Teny iditra asolatra (solatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manolatra, mandidy atao didy misolila, misompirana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce avec quoi on entaille, on entame [Abinal 1888]
Endriteny 
asolatra
asolatro
asolatrao
asolany
asolatsika
asolatray
asolatrareo
asolatr'
asola-
asolatry
nasolatra
nasolatro
nasolatrao
nasolany
nasolatsika
nasolatray
nasolatrareo
nasolatr'
nasola-
nasolatry
hasolatra
hasolatro
hasolatrao
hasolany
hasolatsika
hasolatray
hasolatrareo
hasolatr'
hasola-
hasolatry
asolaro

2013/12/10