Teny iditra asondroty (sondrotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao asondrotra [fitanisana]
Ohatra 
1Asondroty io sary io fa iva loatra [Rajemisa 1985]
2Asondroty ny feo [Rajemisa 1985]

2012/10/28