Teny iditra asongona (songona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Omena amboniny amin' ny omena ny hafa: Roapolo monja ve no asongonao ny karamako amin' ny an-dRakoto nefa nanan-tombo telo andro ny andro niasako [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asongona
asongoko
asongonao
asongony
asongontsika
asongonay
asongonareo
asongon'
asongon-
asongom-
asongo-
nasongona
nasongoko
nasongonao
nasongony
nasongontsika
nasongonay
nasongonareo
nasongon'
nasongon-
nasongom-
nasongo-
hasongona
hasongoko
hasongonao
hasongony
hasongontsika
hasongonay
hasongonareo
hasongon'
hasongon-
hasongom-
hasongo-
asongony

2010/05/14