Teny iditra asononohy (sononòka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao asononòka [fitanisana]
Ohatra Asononohy ny lakana fa tony ny andro ka tsy manonja ny rano [Rajemisa 1985]

2012/10/28