Teny iditra asononoka (sononoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mandeha misosa milamina tsara: Asononohy ny lakana fa tony ny andro ka tsy manonja ny rano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asononoka
asononoko
asononokao
asononony
asononotsika
asononokay
asononokareo
asononok'
asonono-
nasononoka
nasononoko
nasononokao
nasononony
nasononotsika
nasononokay
nasononokareo
nasononok'
nasonono-
hasononoka
hasononoko
hasononokao
hasononony
hasononotsika
hasononokay
hasononokareo
hasononok'
hasonono-
asononohy

2012/10/08