Teny iditra asoroka (soroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina misoroka, manao izay tsy hahavoazana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asoroka, asoroko, asorokao, asorony, asorotsika, asorokay, asorokareo, asorok', asoro-
Ny lasa : nasoroka, nasoroko, nasorokao, nasorony, nasorotsika, nasorokay, nasorokareo, nasorok', nasoro-
Ny hoavy : hasoroka, hasoroko, hasorokao, hasorony, hasorotsika, hasorokay, hasorokareo, hasorok', hasoro-
Filaza mandidy : asorohy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31