Teny iditra asorotany tsy satry (asorotany, tsy, satry)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Anarana iantsoana koa ny kamboty [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [ asorotanitsisatry ] [Provincial] an orphan [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra kamboty

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31