Teny iditra asovoka (sovoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alefa mba hamely tampoka: Miaramila roapolo no nasovoka hamely ny tobin' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
asovoka
asovoko
asovokao
asovony
asovotsika
asovokay
asovokareo
asovok'
asovo-
nasovoka
nasovoko
nasovokao
nasovony
nasovotsika
nasovokay
nasovokareo
nasovok'
nasovo-
hasovoka
hasovoko
hasovokao
hasovony
hasovotsika
hasovokay
hasovokareo
hasovok'
hasovo-
asovohy

2010/05/14