Teny iditra atafitafy (tafitafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mivoha sasaka: Atafitafio ny varavarana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be opened slightly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on entrouvre; qu'on laisse entrouvert [Hallanger 1974]
Endriteny 
atafitafy
atafitafiko
atafitafinao
atafitafiny
atafitafintsika
atafitafinay
atafitafinareo
atafitafin'
atafitafin-
atafitafim-
natafitafy
natafitafiko
natafitafinao
natafitafiny
natafitafintsika
natafitafinay
natafitafinareo
natafitafin'
natafitafin-
natafitafim-
hatafitafy
hatafitafiko
hatafitafinao
hatafitafiny
hatafitafintsika
hatafitafinay
hatafitafinareo
hatafitafin'
hatafitafin-
hatafitafim-
atafitafio

2010/05/14