Teny iditra atafo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] karazan-kazo [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra atafo (tafo)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atafo
atafoko
atafonao
atafony
atafontsika
atafonay
atafonareo
atafon'
atafon-
atafom-
natafo
natafoko
natafonao
natafony
natafontsika
natafonay
natafonareo
natafon'
natafon-
natafom-
hatafo
hatafoko
hatafonao
hatafony
hatafontsika
hatafonay
hatafonareo
hatafon'
hatafon-
hatafom-
atafoy

2010/05/04