Teny iditra atahorana (tahotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy To be feared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on craint [1.3, 1.8]
 Pour quoi on craint [1.3]
Ohatra 
1Ny "lany ho any ivelany" no tena natahorana [2.472]
2Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
3Ny tenako aza, misy atahorana fa horoahina hiala eto Madagasikara. [2.270]
4Efa tafadify ny vava-vinany ny lakana ka tsy misy atahorana intsony. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atahorana, atahorako, atahoranao, atahorany, atahorantsika, atahoranay, atahoranareo, atahoran', atahoran-, atahoram-, atahora-
Ny lasa : natahorana, natahorako, natahoranao, natahorany, natahorantsika, natahoranay, natahoranareo, natahoran', natahoran-, natahoram-, natahora-
Ny hoavy : hatahorana, hatahorako, hatahoranao, hatahorany, hatahorantsika, hatahoranay, hatahoranareo, hatahoran', hatahoran-, hatahoram-, hatahora-
Filaza mandidy : atahory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20