Teny iditra ataina (taina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Andrehetana afo: Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga sy ny vary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy firewood. (Prov.) See taina. [Richardson 1885]
 to be used as fuel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Tankarana] bois de chauffage. § kitày. [David 1952 (takila K)]
 qui sert de combustible [Hallanger 1974]
Endriteny 
ataina
ataiko
atainao
atainy
ataintsika
atainay
atainareo
atain'
atain-
ataim-
atai-
nataina
nataiko
natainao
natainy
nataintsika
natainay
natainareo
natain'
natain-
nataim-
natai-
hataina
hataiko
hatainao
hatainy
hataintsika
hatainay
hatainareo
hatain'
hatain-
hataim-
hatai-
ataino
Teny mitovy hevitra itaina
Teny nalaina 

2017/03/10