Teny iditra ataingina (taingina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that placed upon something [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ce que l’on superpose, celui ou ce qu’on met à califourchon ; ce gu'on offre de plus qu’un autre [1.3]
Ohatra 
1Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117]
2Tapa-jozoro no atao fitsipika, ary ataingina eo ambony fe no fanoratra izy. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ataingina, ataingiko, atainginao, atainginy, ataingintsika, atainginay, atainginareo, ataingin', ataingin-, ataingim-, ataingi-
Ny lasa : nataingina, nataingiko, natainginao, natainginy, nataingintsika, natainginay, natainginareo, nataingin', nataingin-, nataingim-, nataingi-
Ny hoavy : hataingina, hataingiko, hatainginao, hatainginy, hataingintsika, hatainginay, hatainginareo, hataingin', hataingin-, hataingim-, hataingi-
Filaza mandidy : ataingeno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06