Teny iditra atakatra (takatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina manakatra: Itỳ hazo itỳ at [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ce avec quoi on atteint, on touche, on parvient à [Abinal 1888]
Ny bikany  
atakatra
atakatro
atakatrao
atakany
atakatsika
atakatray
atakatrareo
atakatr'
ataka-
atakatry
natakatra
natakatro
natakatrao
natakany
natakatsika
natakatray
natakatrareo
natakatr'
nataka-
natakatry
hatakatra
hatakatro
hatakatrao
hatakany
hatakatsika
hatakatray
hatakatrareo
hatakatr'
hataka-
hatakatry
atakaro

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/11