Teny iditra atakoditra (takoditra (hoditra))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à faire cuire avec la peau [Abinal 1888]
Endriteny 
atakoditra
atakoditro
atakoditrao
atakodiny
atakoditsika
atakoditray
atakoditrareo
atakoditr'
atakodi-
atakoditry
natakoditra
natakoditro
natakoditrao
natakodiny
natakoditsika
natakoditray
natakoditrareo
natakoditr'
natakodi-
natakoditry
hatakoditra
hatakoditro
hatakoditrao
hatakodiny
hatakoditsika
hatakoditray
hatakoditrareo
hatakoditr'
hatakodi-
hatakoditry
atakodiro

2013/12/11