Teny iditra atakotra (takotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manakotra, manarona amin' ny takotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce dont on se sert pour cacher: Lainga indray no natakony ny helony (Il a encore caché son crime par un mensonge) [Abinal 1888]
Endriteny 
atakotra
atakotro
atakotrao
atakony
atakotsika
atakotray
atakotrareo
atakotr'
atako-
atakotry
natakotra
natakotro
natakotrao
natakony
natakotsika
natakotray
natakotrareo
natakotr'
natako-
natakotry
hatakotra
hatakotro
hatakotrao
hatakony
hatakotsika
hatakotray
hatakotrareo
hatakotr'
hatako-
hatakotry
atakofy

2013/12/11