Teny iditra atambesatra (tambesatra (vesatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ilazana ny tanana entina manindry mba hampahavesatra: Aza atambesatra eo ambony entana ny tananao fa tsy zakako [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (la main) avec laquelle on pèse dessus [Abinal 1888]
Endriteny 
atambesatra
atambesatro
atambesatrao
atambesany
atambesatsika
atambesatray
atambesatrareo
atambesatr'
atambesa-
atambesatry
natambesatra
natambesatro
natambesatrao
natambesany
natambesatsika
natambesatray
natambesatrareo
natambesatr'
natambesa-
natambesatry
hatambesatra
hatambesatro
hatambesatrao
hatambesany
hatambesatsika
hatambesatray
hatambesatrareo
hatambesatr'
hatambesa-
hatambesatry
atambesaro

2013/12/12