Teny iditra atambina (tambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao tambina, fanampy, kaka: Mitadiava vato hatambintsika ny toko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atambina
atambiko
atambinao
atambiny
atambintsika
atambinay
atambinareo
atambin'
atambin-
atambim-
atambi-
natambina
natambiko
natambinao
natambiny
natambintsika
natambinay
natambinareo
natambin'
natambin-
natambim-
natambi-
hatambina
hatambiko
hatambinao
hatambiny
hatambintsika
hatambinay
hatambinareo
hatambin'
hatambin-
hatambim-
hatambi-
atambino

2010/05/14