Teny iditra atambolina (tambolina (volina))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alefa misangodingodina sy miolanolana ary miverimberina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay A faire tournoyer, à mettre en spirale, ce qui sert à mettre en spirale [Abinal 1888]
Endriteny 
atambolina
atamboliko
atambolinao
atamboliny
atambolintsika
atambolinay
atambolinareo
atambolin'
atambolin-
atambolim-
atamboli-
natambolina
natamboliko
natambolinao
natamboliny
natambolintsika
natambolinay
natambolinareo
natambolin'
natambolin-
natambolim-
natamboli-
hatambolina
hatamboliko
hatambolinao
hatamboliny
hatambolintsika
hatambolinay
hatambolinareo
hatambolin'
hatambolin-
hatambolim-
hatamboli-
atamboleno

2016/09/09