Teny iditra atambotsotra (tambotsotra (vosotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Akorisa, aidina ambanimbany kokoa: Atambotsory kely io zaza io fa efa ila hidona amin' ny rindrina ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made to sink, to be lowered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à faire glisser, reculer, à faire dégringoler rapidement [1.3]
 Qu'on abaisse, qu'on réduit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atambotsotra, atambotsotro, atambotsotrao, atambotsony, atambotsotsika, atambotsotray, atambotsotrareo, atambotsotr', atambotso-, atambotsotry
Ny lasa : natambotsotra, natambotsotro, natambotsotrao, natambotsony, natambotsotsika, natambotsotray, natambotsotrareo, natambotsotr', natambotso-, natambotsotry
Ny hoavy : hatambotsotra, hatambotsotro, hatambotsotrao, hatambotsony, hatambotsotsika, hatambotsotray, hatambotsotrareo, hatambotsotr', hatambotso-, hatambotsotry
Filaza mandidy : atambotsory

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22