Teny iditra atampify (tampify)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin' ny hafa: Aza atampify amin' ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atampify
atampifiko
atampifinao
atampifiny
atampifintsika
atampifinay
atampifinareo
atampifin'
atampifin-
atampifim-
natampify
natampifiko
natampifinao
natampifiny
natampifintsika
natampifinay
natampifinareo
natampifin'
natampifin-
natampifim-
hatampify
hatampifiko
hatampifinao
hatampifiny
hatampifintsika
hatampifinay
hatampifinareo
hatampifin'
hatampifin-
hatampifim-
atampifio

2010/05/14