Teny iditra atanila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao miraika mampiseho ny ila na lafiny iray: Atanilao ny varavarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be shoved to one side, to be put to one side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être mis à côté, à part; qu'on incline [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atanila, atanilako, atanilanao, atanilany, atanilantsika, atanilanay, atanilanareo, atanilan', atanilan-, atanilam-
Ny lasa : natanila, natanilako, natanilanao, natanilany, natanilantsika, natanilanay, natanilanareo, natanilan', natanilan-, natanilam-
Ny hoavy : hatanila, hatanilako, hatanilanao, hatanilany, hatanilantsika, hatanilanay, hatanilanareo, hatanilan', hatanilan-, hatanilam-
Filaza mandidy : atanilao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31